Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 14, 2026
Tafapetraka ny sabotsy maraina teo ny vondrona iarahan’ny tanora atao hoe ATF na ny « Antenimieran’ny Tanora ho an’i Fanavaozana » eto Toamasina renivohitra sy ny manodidina. Vondrona natao hiaro ny fitondrana fanavaozana izy ity, satria « plate forme » ny fikambanan’ny tanora maromaro nitolona no mametraka azy ity, ary tohanan’ireo olona rehetra manohana ny fanavaozana eto Madagasikara. Ny […] L’article Toamasina renivohitra sy ny manodidina : Tafapetraka ny « Antanimieran’ny Tanora ho an’ny Fanavaozana » na ATF est apparu en premier sur Midi Madagasikara.