Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 21, 2026
Tao amin’ny » Espace Tiana Royal » ny marainan’ny sabotsy 18 jolay 2026 teo iny ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny filohan’ny fikambanana Terak’Androy eto Betsiboka sy ny ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Ny filohan’ny nasionalin’ny fikambanana Terak’Androy eto Madagasikara na FITEAM, Andriamatoa Milavonjy Andrianasy Philibert no tonga nametraka izany tamin’ny fomba ofisialy, izay nontronon’ireo tomponandraikim-panjakana […] L’article Betsiboka : Tafapetraka ny filohan’ny Terak’Androy amin’ireo disitrika roa est apparu en premier sur Midi Madagasikara.