Midi Madagasikara
-
03:00 Aug 04, 2026
Alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy teo tamin’ny 10 ora alina sy 40 minitra tany ho any no nahitana ny lelan’afo voalohany tany Bazary kely ambany, aty amin’ireo tantsaha sy mivarotra « fripperie », ary lasopy gasy. Vao nahare ny firehetana ny ben’ny tanàna Atoa Andrafanomezantsoa Alain, sy ny ekipany, ary ny solombavambahoakan’i Toamasina renivohitra Atoa Ratsiraka Roland, […] L’article Fahamaizan’ny Bazary kely Toamasina : Lehilahy iray may kila, an-tapitrisany ireo entana levon’ny afo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.