Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 06, 2026
Tamin’ny fomba feno habibiana tanteraka no namonoana ity raim-pianakaviana iray, monina ao Antsahabe, kaominina Bongatsara Atsimondrano ity. Tsindrona antsy roa be izao no niantefa teny aminy. Tsy vitan’izay anefa fa mbola nalaina avokoa ny taovany sy ny nofo rehetra ambanin’ny fitombenany iny. Ny alakamisy maraina teo no nahitàna ny razan’ity lehilahy 30 taona ity, teo […] L’article Bongatsara : Lehilahy hita faty, tsy nisy taova sy nofom-pe intsony est apparu en premier sur Midi Madagasikara.