Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 09, 2026
Tsy vitan’izay efa maty notapahin-doha ny havana (zazakely tao Toliara) fa mbola nahazo fandrahonana ho faty indray koa. Avy amin’ny alàlan’ny hafatra an-telefaonina no nandefan’ireo olona ny fandrahonana. Raha tsiahivina dia efa olona 18 no nosamborina tamin’ny raharaha famonoana sy fakàna an-keriny zaza varira. Nalefa eny amin’ny fonjan’ny Tsiafahy ireo voarohirohy mandra-piandry ny fotoam-pitsaràna. Fitsaràna […] L’article Famonoana varira : Nisy nandrahona ny havan’ny maty est apparu en premier sur Midi Madagasikara.