Nisy | News

  • Bizina zaza varira : Nisy mpampianatra iray voasambotra indray
    Midi Madagasikara - 03:00 Aug 07, 2026
    Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny sampam-pitsikilovan’ny prezidansa momba ilay raharaha fakàna an-keriny zaza varira niseho tao Vangaindrano. Olona iray hafa indray no voasambotry ny mpitandro filaminana, ka mpampianatra ao amin’ny CEG Vangaindrano no voalaza fa voakasik’ity raharaha ity. Nohamafisin’ny tomponandraikitra fa nisy ny antsoina hoe “deba” nataon’ireo voarohirohy, ka nahafahana namantatra olona hafa mety ho tafiditra […] L’article Bizina zaza varira : Nisy mpampianatra iray voasambotra indray est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ambohimanambola : Nisy faty hita indray ny ranon’Ikopa
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 27, 2026
    Vao voalevina ny iray dia iny koa fa nisy iray hafa hita faty indray. Omaly maraina no hita rehefa nokarohina saingy efa vatana mangatsiaka. Lehilahy iray izay tsy hita rehefa niala tao an-tranony no maty tao amin’ny ranon’Ikopa indray, mifanandrify amin’Ambohimanambola. Nisy fampandrenesana tamin’ny mpitandro ny filaminana rehefa tsy hita izy. Nisy koa ny nilaza […] L’article Ambohimanambola : Nisy faty hita indray ny ranon’Ikopa est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Podium tao Vavatenina : Nisy voatsatoka antsy teo amin’ny lohany
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 25, 2026
    Mpanenantana sady tompon’andraikitra ao amin’ny radio iray no voafira antsy nandritra ny fanentanana podium mahakasika ny 26 jiona. Tranga nahoraka sy nampikorontana ny mpijery no niseho nandritra ny hetsika Podium 2026 notanterahina tao amin’ny distrikan’i Vavatenina. Raha mbola nandeha ny fandaharana sy ny fanentanana teny an-tsehatra, dia nisy olona iray voafira tamin’ny antsy teo anivon’ny […] L’article Podium tao Vavatenina : Nisy voatsatoka antsy teo amin’ny lohany est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Famonoana varira : Nisy nandrahona ny havan’ny maty
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 09, 2026
    Tsy vitan’izay efa maty notapahin-doha ny havana (zazakely tao Toliara) fa mbola nahazo fandrahonana ho faty indray koa. Avy amin’ny alàlan’ny hafatra an-telefaonina no nandefan’ireo olona ny fandrahonana. Raha tsiahivina dia efa olona 18 no nosamborina tamin’ny raharaha famonoana sy fakàna an-keriny zaza varira. Nalefa eny amin’ny fonjan’ny Tsiafahy ireo voarohirohy mandra-piandry ny fotoam-pitsaràna. Fitsaràna […] L’article Famonoana varira : Nisy nandrahona ny havan’ny maty est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Filohan’ny oniversite Itasy: Nisy nitory eny amin’ny Bianco
    Newsmada - 04:39 Apr 02, 2026
    Nisy nitory eny anivon’ny Bianco ny filohan’ny oniversiten’ny faritra Itasy. Maromaro ny anton’izany, araka ny loharanom-baovao. Anisan’ny tafiditra ao anatin’izany fitoriana izany ny fisandohana andraikitra sy fiahiahiana fanodinkodinam-bola hatrany amin’ny dimy tapitrisa Ariary. Manampy izany koa ny na­kana fiarabe miisa efatra, tsy nifanaraka amin’ny dingana ara-dalàna tokony harahina. Mifandraika amin’izany […]