Fanafihana | News

  • Maevatanàna : Fanafihana nahafaty olona, efa-dahy nadoboka am-ponja
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 20, 2026
    Efa-dahy tompon’antoka tamin’ny fanafihan-jiolahy nahafatesana tovolahy iray no voasambotry ny polisim-pirenena miasa eto Maevatanàna, taorian’ny vaovao voaray. Rehefa vita ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana azy ireo, dia natolotra tamin’ny mpitsara mpanao famotorana ny andron’ny faha-08 jolay lasa teo ny mataho-tody, ka nampidirina am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjan’Ambodimadiro hihinana mangahazo tsy vidina. Mbola mitohy kosa […] L’article Maevatanàna : Fanafihana nahafaty olona, efa-dahy nadoboka am-ponja est apparu en premier sur Midi Madagasikara.