Maevatan | News

  • Maevatanàna :  Nankalazana ny faha 17 taona nijroany ny fiangonana Rhema
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 28, 2026
    Ny alakamisy 23 jolay taona 2026 teo iny, tokon’ny tamin’ny 9 ora maraina no nanatanterahana ny fankalazana 17 taona nijroan’ny fiangonana Rhema International Maevatanàna, ao amin’ny fokontan’Anosikely Avaratra. Nandritra izany no nisian’ny fotoam-bavaka lehibe, notarihin’ny filoha mpanorina ny fiangonana Rhema eto Madagasikara sy ny Pasitera Rajaoferison Jacques Telesphore filoha mpitarika ny fiangonana Rhema ato anatin’ny […] L’article Maevatanàna :  Nankalazana ny faha 17 taona nijroany ny fiangonana Rhema est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Olona roa no naratra voatsatoka antsy
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 27, 2026
    Ny vaovao voaray no nahalalala, fa vehivavy iray sy lehilahy iray hafa no naratra voatsatok antsy ny harivan’ny alarobia faha-22 jolay taona 2026 teo iny, tokony  ho tamin’ny 06 ora sy sasany tany ho any, tao amin’ny tanànan’Ambodimadiro, fokontan’Anosikely Avaratra, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra. Raha ny vaovao marim-pototra azo hatrany no tantarana, dia avy […] L’article Maevatanàna : Olona roa no naratra voatsatoka antsy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Tsy nanadino ireo mpanasa lamba sy ny tanora mpitia kitra vehivavy ny lehiben’ny faritra Betsiboka
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 21, 2026
    Ny zoma 17 jolay taona 2026 teo iny no tonga nandom-baravarana tamin’Atoa lehiben’ny faritra Betsiboka, ireo fikambananan’ny mpanasa lamba sy ny tanora mpitia kitra vehivavy ao amin’ny tanànan’Ambodimadiro sy ny fokontan’Anosikely Avaratra, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna Ambonivohitra, izay nangataka fanampiana ara-pitaovana taminy. Tsy niandry ela ny tomponandraikatra voalaza etsy ambony, fa nanolotra fampitaovana toy ny […] L’article Maevatanàna : Tsy nanadino ireo mpanasa lamba sy ny tanora mpitia kitra vehivavy ny lehiben’ny faritra Betsiboka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Zandary 24 no nampiakarina galona
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 21, 2026
    Notanterahana ny zoma 17 jolay taona 2026 teo, tokony ho tamin’ny 10 ora maraina tany ho any ny fametrahana galona vaovao ho an’ireo Zandary 24, miasa ato anatin’ny vondron-tobim-pileovana Betsiboka. 03 tamin’izy ireo no nakarina sokajy  » Adjudant chef,  » ny 04 kosa nakarina  » GP2C, raha ny 03 nakarina Zandary kilasy ambony, ary 11 […] L’article Maevatanàna : Zandary 24 no nampiakarina galona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Fanafihana nahafaty olona, efa-dahy nadoboka am-ponja
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 20, 2026
    Efa-dahy tompon’antoka tamin’ny fanafihan-jiolahy nahafatesana tovolahy iray no voasambotry ny polisim-pirenena miasa eto Maevatanàna, taorian’ny vaovao voaray. Rehefa vita ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana azy ireo, dia natolotra tamin’ny mpitsara mpanao famotorana ny andron’ny faha-08 jolay lasa teo ny mataho-tody, ka nampidirina am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjan’Ambodimadiro hihinana mangahazo tsy vidina. Mbola mitohy kosa […] L’article Maevatanàna : Fanafihana nahafaty olona, efa-dahy nadoboka am-ponja est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Ankizy mpianatra manomana  » Baccalauréat  » nisitraka « cours » maimaimpoana
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 09, 2026
    Tafiditra ao anatin’ny hetsika ara-tsosialy tsy misy hidiran’ny sehatra ara-politika ny hetsika karakarain’ny fikambanana Hanjary Raha Ty eto Betsiboka, nanomboka tamin’ny alatsinainy 6 jolay 2026 teo, tao amin’ny  EPP Annexe Andranomangatsiaka ato anatin’ny Zap Maevatanàna, tamin’ny alalan’ny  » cours faradoboka maimaimpoana. » Ankizy mpianatra manomana Baccalauréat 2026  »  250 mahery eo ho eo no nisitraka cours […] L’article Maevatanàna : Ankizy mpianatra manomana  » Baccalauréat  » nisitraka « cours » maimaimpoana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Tovolahy iray maty voatifitra nandritra fifanjevona tamin’ny dahalo
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 01, 2026
    Nitrangan’ny fanafihana mitam-piadiana indray ny tao amin’ny zana-bohitra Morafeno, fokontan’Ambodimanary, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, ny alin’ny alatsinainy faha-29 jona taona 2026 teo, tokony tamin’ny 11 ora sy sasany tany ho any, raha ny angom-baovao azo. Jiolahy dimy nirongo basim-borina no voamarina fa nanafika sy naka an-keriny omby 16 tao am-bala. Nandritra ny fidiran’ireo malaso […] L’article Maevatanàna : Tovolahy iray maty voatifitra nandritra fifanjevona tamin’ny dahalo est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Antanimbary – Maevatanàna : Renim-pianakaviana voatsatoka antsy teo akaikin’ny fony
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 25, 2026
    Hataraina ny an’ireo olona manodidina ny tao tapon-tsena, any amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Antanimbary, disitrikan’i Maevatanàna, faritra Betsiboka rehefa nahatsikaritra an’ilay Ramatoa niantso vonjy, nandritra ny fanendahana nataon’ireo olon-dratsy telolahy, ny alahady faha-21 jona 2026 teo, tokony tamin’ny 07 ora hariva. Ny angom-baovao voaray hatrany dia avy nivarotra legioma nanangona entana nentina nody, ity […] L’article Antanimbary – Maevatanàna : Renim-pianakaviana voatsatoka antsy teo akaikin’ny fony est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Tokantrano nidiran’ny jiolahy telo an-keriny
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 24, 2026
    Nitrangan’ny asan-dahalo indray ny tao amin’ny fokontany Morafenokely, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra ny alin’ny alatsinainy faha-22 jona taona 2026 teo, tokony tamin’ny 08 ora tany ho any. Raha ny angom-baovao azo dia niakatra tamboho avy ao andrefan-trano, ireo telolahy nitondra zava-maranitra, niambina ny vavahady kosa ny iray tamin’ireo. Nanapaka ny filin’ny Jirama tamin’ny antsy […] L’article Maevatanàna : Tokantrano nidiran’ny jiolahy telo an-keriny est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Olona iray maty, roa naratra
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 12, 2026
    Nisehoan’ny lozam-pifamoivoizana indray ny teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, teo amin’ny halaviran-dàlana: ( Pk 310+650 ) ao amin’ny fokontany Morarano, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, ny alatsinainy faha 08 jona taona 2026 teo iny, tokony tamin’ny 02 ora tolakandro. Izay naharatrana olona roa sy namoizana olona iray. Ny angom-baovao voaray hatrany no nahalalana fa fiara marika […] L’article Maevatanàna : Olona iray maty, roa naratra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Hetsika maro samihafa no hita nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 09, 2026
    Diabe na Carnaval nianga avy eny amin’ny «  Rond point, » eo akaikin’ny kianjan’ny 29 Martsa no nentina nanamarihana ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana ny zoma faha 05 jona taona 2026 lasa teo iny. Izay nampitondrana ny lohahevitra hoe: «  Arovy ny tanintsika, tsinjovo ny zava-boary, mandraisa andraikitra ho an’ny toetr’andro […] L’article Maevatanàna : Hetsika maro samihafa no hita nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.