Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 22, 2026
Ny faran’ny herinandro lasa teo, nitrangana fanapoizinana ara-tsakafo tany amin’ny ditriskan’Antalaha iny. Maro ireo voatery nahiditra hopitaly vokatr’izay ary nisy mihitsy ny namoy ny ainy, izay zazakely avokoa. Tokony ho tamin’ny folo ora maraina no nampandrenesin’ny sampan-draharahan’ny jono tany an-toerana ny zandary fa nisy ankizy telo taona namoy ny ainy vokatry ny fihinana henan-tsoka-dranomasina tao […] L’article Fanapoizinana ara-tsakafo : Zaza roa maty nihinana soka-dranomasina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.