Zaza | News

  • Faratsiho : Zaza menavava, maty natao sorona
    Midi Madagasikara - 03:00 Aug 04, 2026
    Iray volana sy herinandro i Lucas, zazalahikely. Mbola menavava arak’izany. Nalaina an-keriny tao amin’ny fokontany Ambatomitety-Morarano (distrika Faratsiho) niaraka tamin’ny reniny, antsoina hoe Haingo. Nanaovana ombay mitady izy mianaka nanomboka ny zoma lasa teo. Ny alahady maraina dia hita izy mianaka. Ny reny zara raha nahatsiaro tena ary ny zaza efa maty, potika ny lohany, […] L’article Faratsiho : Zaza menavava, maty natao sorona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Tsaramasay Ankorondrano : Zaza 2 taona voahitsaky ny fiara, maty tsy tra-drano
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 30, 2026
    Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tetsy Tsaramasay Ankorondrano omaly maraina. Zazalahy kely vao roa taona monja no namoy ny ainy, rehefa voahitsaky ny fiara tamin’iny lalan-kely mampitohy an’i Tsaramasay mihazo ny Village de jeux Ankorondrano iny. Araka ny angom-baovao azo teny an-toerana dia tokony ho tamin’ny sivy ora maraina latsaka tany ho any no niseho ny loza. […] L’article Tsaramasay Ankorondrano : Zaza 2 taona voahitsaky ny fiara, maty tsy tra-drano est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Fanapoizinana ara-tsakafo : Zaza roa maty nihinana soka-dranomasina
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 22, 2026
    Ny faran’ny herinandro lasa teo, nitrangana fanapoizinana ara-tsakafo tany amin’ny ditriskan’Antalaha iny. Maro ireo voatery nahiditra hopitaly vokatr’izay ary nisy mihitsy ny namoy ny ainy, izay zazakely avokoa. Tokony ho tamin’ny folo ora maraina no nampandrenesin’ny sampan-draharahan’ny jono tany an-toerana ny zandary fa nisy ankizy telo taona namoy ny ainy vokatry ny fihinana henan-tsoka-dranomasina tao […] L’article Fanapoizinana ara-tsakafo : Zaza roa maty nihinana soka-dranomasina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Antsirabe : Zaza 70 isa natao didiam-poitra faobe
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 14, 2026
    Fomba malagasy mampiavaka ny firenena ny famorana, na didiam-poitra. Azo atao tsara ny manatateraka azy mifanaraka amin’ny vanim-potoana misy sy ny fivoaran’ny teknolojia. Izany dia entina hanampiana ireo zaza malagasy hoy ny teo anivon’ny fikambanana « Feno fanantenana. Ity hetsika ity dia niarahana tamin’ny Akademia miaramila na ACMIL, tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha 60 taona […] L’article Antsirabe : Zaza 70 isa natao didiam-poitra faobe est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Tanà : Zaza very, mikorotan-tsaina ny ray aman-dreny
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 03, 2026
    Tao anatin’ny 24 ora izay dia tena feno sarin-jaza karohina fa very ny tambajotra sosialy. Toraka izany koa ny eny amin’ny biraon’ny mpitandro ny filaminana izay nanaovana fampilazàna. Mihoron-koditra ny ray aman-dreny manoloana ny zava-misy, indrindra koa amin’izao vanim-potoanan’ny fiandohan’ny fialan-tsasatry ny mpianatra izao. Dia hidiana ao an-trano koa ve ny zanaka izany mba ho […] L’article Tanà : Zaza very, mikorotan-tsaina ny ray aman-dreny est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
    Tags: Zaza
  • «Zaza mifety» : miditra amin’ny andiany faharoa ny hetsika
    Newsmada - 12:07 May 28, 2024
    Mitohy hatrany ny fanolorana hetsika mahakasika ny kolontsaina sy ny fanabeazana, indrindra ho an’ny ankizy, ataon’ny IFM sy ny mpiara-miombon’antoka aminy. Izany indrindra no nanaovana izao “Zaza mifety” izao. Tanterahina eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Ana­lakely, manomboka ny 1 jona hatramin’ny 8 jona 2024, ny «Zaza mifety» andiany […]
    Tags: Zaza