Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 30, 2026
Ny datin’ny 25 jona no efa nihanoka tao anatin’ny fankalazana ny faha-66 taona nahazoana ny fahaleovantena ny teto amin’ny tanànan’Antsirabe tamin’ny alalan’ny afomanga. Nitohy izany ny 26 jona teo anoloan’ny tsangambato tamin’ny alalan’ny matso lehibe nataon’ny andian-tafika ny mpianatra, fikambanana, ny mpiasa amin’ny sokajiny avy sy ireo fitavalevam-paritra eto Vakinankaratra. Nitarika ny lanonana ny prefet […] L’article Fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena teto Antsirabe : Manodidina ny 60 ireo notolorana mari-boninahitra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.