Antsirabe | News

  • Chute de températures : 1°C à Antsirabe, hier, persistance en dessous de 8°C pour les prochains jours
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 23, 2026
    Les chutes de températures commencent à se faire sentir ces derniers jours. Si les prévisions générales en début de saison font état d’une saison hivernale moins rude cette année, les températures frôlant le 0°C commencent à apparaître dans les prévisions météorologiques. Tel était le cas pour le Vakinankaratra, hier, notamment à Antsirabe et Ambatolampy, où […] L’article Chute de températures : 1°C à Antsirabe, hier, persistance en dessous de 8°C pour les prochains jours est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • ANTSIRABE : Misandrahaka manerana ny Nosy ny « association Hifampita »
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 23, 2026
    Fikambanana mihorina eo anivon’ny CNAPS ny Association Hifampita, anto-pisiany ny fifampitsinjovana ny tahirim-pirenena amin’ny mpiasa raikitra, indrindra ireo mpiasa efa misotro ronono. Ankotra izay ny fikarakarana ny maha olona, ny mpiasa sy ny ankohonany. Misandrahaka manerana ny Nosy ny fikambanana Hifampita, mahatratra 1725 ny mpikambana manerana an’ny Madagasikara hoy Rtoa Malalatiana Razakamanana filoha nasionalin’ny  fikambanana, […] L’article ANTSIRABE : Misandrahaka manerana ny Nosy ny « association Hifampita » est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Antsirabe II : Un gardien tué lors d’une attaque armée, plus de 45 millions d’ariary dérobés
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 18, 2026
    La commune d’Ambohibary, dans le district d’Antsirabe II, a été le théâtre d’une violente attaque à main armée dans la nuit de dimanche à lundi. Un gardien de 39 ans a perdu la vie après avoir été grièvement blessé par balle lors de l’assaut mené par des individus armés contre plusieurs habitations du fokontany de […] L’article Antsirabe II : Un gardien tué lors d’une attaque armée, plus de 45 millions d’ariary dérobés est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • 5e édition du Séminaire National : Une soixantaine d’athlètes de haut niveau réunis à Antsirabe
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 08, 2026
    Antsirabe, berceau des talents malgaches, a accueilli la 5e édition du Séminaire National des Athlètes, organisé par la Commission des Athlètes du Comité National Olympique de Madagascar (CNO). Une soixantaine d’athlètes de haut niveau ont participé à des journées d’échanges riches et concrets, saluées unanimement pour leur pertinence. Au programme : une formation complète sur […] L’article 5e édition du Séminaire National : Une soixantaine d’athlètes de haut niveau réunis à Antsirabe est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Tsipy kanetibe – Mada 2026 : Hatao any Antsirabe ny fifaninanana
    Newsmada - 04:40 Apr 14, 2026
    Ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, ho an’olon-telo miaraka no hisantaran’ny fe­deration sport boule malagasy (FSBM), ny fifaninanana ho an’ny taom-pilalaovana 2026. Hotanterahina any Antsirabe izany, manomboka ny zoma 17 ka hatramin’ny alahady 19 avrily ho avy izao. Olon-telo miaraka no hatao amin’izany ka takina amin’ireo mpifaninana rehetra ny tsy maintsy […]
  • Alatsinain’ny Paka ao Antsirabe : Hiaka-tsehatra ny Randrampeo Fiderana
    Newsmada - 04:45 Mar 27, 2026
    Hiavaka ny alatsinain’ny Paka any Antsirabe. Hana­tanteraka seho an-tsehatra any an-toerana, ny 6 avrily tontolo andro, ny Randrampeo Fiderana. Hatao ao amin’ny Kianja Maitso Spam Antsirabe izany. Hanomboka amin’ny 9 ora ny seho, araka ny nambaran’ireo mpikambana eo anivon’ny tarika sy ireo mpitandrina, tetsy amin’ny FJKM Isotry Fitiavana, omaly. « Hialoha­van’ny […]
  • “Karate-Mada”, olon-tokana : Mpikatroka 450 hifaninana any Antsirabe
    Newsmada - 04:53 Oct 31, 2025
    Hanomboka anio, ao Vaki­nankaratra, ny fiadiana ny tom­pondakan’i Madagasikara, taranja karate, ho an’olon-tokana, eo amin’ny sokajy Cadet, Junior ary Senior, Kata sy Kumite. Mpikatroka 450, avy amin’ny ligy 20, no hifaninana mandritra ny 3 andro, ao amin’ny Kianja mitafo Vato­fotsy, Antsirabe. Nambaran’ny filohan’ny Federasionina ny Karate-do malagasy, Ratefi­na­na­hary, sy ny […]
  • Antsirabe: Milamina sy madio ary mora ny vidim-piainana
    Newsmada - 04:47 Sep 22, 2025
    Betsaka amin’ireo faritra eto Mada­gasikara no manana ny mampiavaka azy. Anisan’ireo manana ny lazany manokana, indrindra amin’ny lafiny fahadiovana, An­tsira­be. Faritra iray mahasarika olona maro noho ny fahadiovany sy ny filaminany Antsirabe. Nisy ny fanadihadiana ifotony teny amin’ny tanàna an-dReni­vohitra Antsirabe, ny asabotsy lasa teo. Araka ny tazana eny an-toerana, […]
  • “Shoot Out” Andiany faha-3 : Nanomboka omaly, tany Antsirabe
    Newsmada - 04:53 May 30, 2025
    Nanomboka omaly, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, andiany fahatelo, taranja basikety lalaovin’olona 3. Fifaninanana fanao isan-taona, ity lalao ity, nanomboka ny taona 2022 ary niato kely ny taona 2023. Ny ligin’i Vakinankaratra, taranja basikety, eo ambany fiahian’ny Federasionina malagasin’ny basikety no mikarakara ny fifaninanana, ka manoloana ny gara no […]
  • Antsirabe : Fihaonamben’ny mpandraharaha madinika
    Newsmada - 04:39 Mar 10, 2025
    Natao tany Antsirabe, ny 5 marsa teo, ny Fihaonam­ben’ny mpanjifa mpandraharaha, (Forum Clients) andiany faharoa. Voakasik’izany ireo mpandraharaha sy orinasa tena madinika sy salantsalany (TPE-PME). Mikarakara azy ny Sipem Banque, entina hanomezana torolalana hampiroboroboana ny fandraharahana any Vakinankaratra. Ao anatin’izany ny hikarohana fomba mahomby amin’ny sehatry ny ara-bola, ahafahana manitatra […]
  • Antsirabe : tambajotra mpangalatra moto ravan’ny UIR
    Newsmada - 05:10 Oct 28, 2024
    Notanana am-ponja ireo telo lahy anaty tambajotra mpangalatra moto tao Antsirabe, ny zoma 25 oktobra teo. Naharay fitarainana avy amin’ny olon-tsotra ny mpitandro filaminana momba ny fisiana tranga halatra moto miseholany ao an-toerana. Nanao fikarohana ny mpitandro filaminana eo anivon’ny UIR. Fantatra tamin’ny alalan’ ny fanadihadiana ny toerana misy ireo […]
  • Antsirabe II : mpiompy akoho 118 niofana
    Newsmada - 06:29 May 31, 2024
    Marolafy ny tolotra fiofanana avy amin’ny sampandraharahan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ho an’ny daholobe. Anisan’izany ny fiofanana maimaimpoana momba ny fiompiana akoho gasy notanterahina tao Vakinankaratra. Miisa 118 ireo tantsaha sy tanora avy ao amin’ny fokontany Ambohimiarivo sy Tsaramody, distrikan’ Antsirabe II, no nisitraka izany. Notsinjaraina andiany […]
  • Klioba ECTA : hofohazina any Antsirabe ny “Triathlon”
    Newsmada - 04:51 Mar 14, 2024
    Hotanterahina ny sabotsy 16 marsa ho avy izao, any Antsirabe ny fifaninanana “Triathlon”. Nambaran-dRamampiandra Toavina, tomponandraikitry ny ECTA (Entente Club Triathlon Antsirabe) sy Rabenarivo Marius, mpikambana eo anivon’ny federasiona maorisianina triathlon, mpikarakara ny hetsika tamin’ny mpanao gazety tetsy Amparibe, omaly, fa ho famohazana ny taranja efa natory nandritra ny taona maro no anton’izany. Ankoa­tra izay, entina hampivelarana ny triathlon aty […]