Faritany FIMPIMA | News

  • Antsirabe/Faritany FIMPIMA :  Namaoaka ny andiany loharano
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 30, 2026
    Andiany loharano, izay no anarana nisaloran’ireo mpiofana ho mpikabary nahavita fiofanana nandritra ny valo valana teto Antsirabe.  Nahavita ny dingana isan-tsokajiny izy ireo nialohavan’izao famoahana ara pomba-ofisialy izao. Tanora, ankizy, olon-dehibe samy amin’ny saokajin-taonany avy, miisa 356 no avy hatrany dia misalotra ny Lamba FIMPIMA. Ankoatra izay, miisa 90 kosa no « nanterina » tao […] L’article Antsirabe/Faritany FIMPIMA :  Namaoaka ny andiany loharano est apparu en premier sur Midi Madagasikara.