Fiara | News

  • Fiara miofa : Nodarohina ny mpamily, lasa ny fiara
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 15, 2026
    Sady ampiasaina amin’ny fiainana andavan’andro ny fiara no ampanofaina rehefa misy mila. Ny zoma teo dia nisy niantso ary raikitra fa hitondra ireo mpanofa eny Ambatomanga ilay Starex. Nalaina teo Tanjombato ny olona izay tsy fantatra ary dia roso ny dia. Nantsoin’ny tompon’ny fiara ny mpamily ny hariva, tsy nety azo. Ny maraina raha saika […] L’article Fiara miofa : Nodarohina ny mpamily, lasa ny fiara est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Fiara nivarina tany anaty rano : Olona 3 namoy ny ainy
    Newsmada - 05:52 Jan 10, 2026
    Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy amin’ny digue, akaikin’ny Apipa Amboavahy, afakomaly alina. Fiara taxi iray no nivarina tao anaty rano, teny an-toe­rana, izay nitondra olona telo. Avy any amin’ny Art Malagasy hihazo an’Andranomena io fiara niharan-doza io. Namoy ny ainy nandritra izany, ny olona telo tao anatiny. Nahi­tana lehilahy […]
    Tags: Fiara
  • Ankadilalana : Fiara nitrongy moto
    Newsmada - 04:40 Dec 16, 2024
    Zazakely iray nentina moto no naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana teny Ankadilalana, manoloana ny tobin’ny zandarimaria, ny zoma alina teo. Fiara kely iray nitrongy mpandeha moto iray tamin’io alina io. Araka ny fanazavana voaray avy amin’ny zandary, malalaka tsara ny lalana saingy tsy fantatra izay nahazo ilay fiara fa nifatratra tany […]