Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 20, 2026
Ela nitoratorahana ihany ny farany ingahy ka izao tsy afa-bela izao tamin’ny zandary izao. Omaly no voasambotra teny amin’iny faritra Ambaniala Itaosy iny ny tompony sy ny ao ambadik’ireo kaonty mpisoloky maromaro, efa nampitaraina olona betsaka tokoa tao anaty tambajotra sosialy tao. Tsy iza izany fa ry « Romeo HR, Idealy HR, Tahina Rakoto, Feno soa, […] L’article Fisolokiana anaty FB : Lehilahy iray voasambotra tetsy Ambaniala Itaosy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.