Newsmada
-
04:38 Feb 19, 2026
Nahazo isa telo indray ny CFFA Andoharanofotsy, omaly, tetsy Iavoloha. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 3 no ho 0, ny Antimo Record. Fifanandrinana izay tafiditra amin’ny andro fahatelo taraiky amin’ny fifanintsanana nasionaly, « Pureplay Football League (PFL) ». Ny sabotsy ho avy izao, hanafika ny Disciples FC, any Antsirabe, ny CFFA. Hotontosaina ny […]