Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 08, 2026
Nitrangan’ny loza tamin’iny lalam-pirenena fahefatra iny, ny alin’ny sabotsy hifoha alahady lasa teo, tokony ho tamin’ny 12 ora alina tany ho any, teo amin’ny tetezan’i Mangapaika, ao anatin’ny kaominina Berivotra. Nirodana mantsy ity tetezana ity ary fiarabe iray, karazan’ireny mpitatitra tany ireny no tavela teo ambony, niaraka nianjera taminy. Raha ny fanazavana azo dia tsy […] L’article Mangapaika RN4 : « Kamiao nianjera » teo ambony tetezana, nanapaka lalana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.