Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 18, 2026
Tsapa ho niha-nirongatra tato ho ato izay ny halatra fiara. Ary ny tena mahazendana dia tsy mijanona amin’ny fiara kelikely na salantsalany intsony ry lematy fa efa mananiky ny avo. Tany amin’iny faritra Moramanga iny, fiarabe iray isan’ireo manamboatra ny lalam-pirenena faharoa iny no nisy nangalatra. Soa ihany, hita soa aman-tsara ilay fiara, tetsy Alasora […] L’article Moramanga : Kamiao mpanao lalana nisy nangalatra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.