Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 18, 2026
Tsy hay izay nanjo ity rangahy iray monina ao Anjoma Toamasina ity, fa notsidron’ny antsy intelo ny vadiny, izay mbola tsaboina eny amin’ny hopitaly ankehitriny ary tsy misy atahorana loatra ny ainy hoy ireo mpitsabo. Araka ny filazan’ireo olona manodidina sy mahalala ilay rangahy, dia indroa nanambady ity rangahy ity, ary saika hokasaina voina avokoa […] L’article Kaominin’i Toamasina renivohitra : Olona lazain’ny fianakaviany fa adala, nanindrona antsy olona tao Anjoma est apparu en premier sur Midi Madagasikara.