Olona | News

  • Ranon’Ikopa : Olona efatra notazomina taorian’ilay fahafatesana an-drano
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 28, 2026
    Tsy niandry ela ny zandarin’Ambohimalaza izay misahana ny zana-tobim-paritra Ambomimanambola dia nampandroso ny fanadihadiana. Izany dia mahakasika ny fahitàna ilay lehilahy maty an-drano ny sabotsy lasa teo. Raha araka ny fantatra dia mpamily mpanampy maromaro no niaraka nirevirevy tamin’iny fotoana iny, rehefa avy niasa. Teny an-dàlana dia natsipitsipin-dry zalahy tamin’ny arabe ny tavoahangy avy nisotroana […] L’article Ranon’Ikopa : Olona efatra notazomina taorian’ilay fahafatesana an-drano est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Olona roa no naratra voatsatoka antsy
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 27, 2026
    Ny vaovao voaray no nahalalala, fa vehivavy iray sy lehilahy iray hafa no naratra voatsatok antsy ny harivan’ny alarobia faha-22 jolay taona 2026 teo iny, tokony  ho tamin’ny 06 ora sy sasany tany ho any, tao amin’ny tanànan’Ambodimadiro, fokontan’Anosikely Avaratra, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra. Raha ny vaovao marim-pototra azo hatrany no tantarana, dia avy […] L’article Maevatanàna : Olona roa no naratra voatsatoka antsy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Kaominin’i Toamasina renivohitra : Olona lazain’ny fianakaviany fa adala, nanindrona antsy olona tao Anjoma
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 18, 2026
    Tsy hay izay nanjo ity rangahy iray monina ao Anjoma Toamasina ity, fa notsidron’ny antsy intelo ny vadiny, izay mbola tsaboina eny amin’ny hopitaly ankehitriny ary tsy misy atahorana loatra ny ainy hoy ireo mpitsabo. Araka ny filazan’ireo olona manodidina sy mahalala ilay rangahy, dia indroa nanambady ity rangahy ity, ary saika hokasaina voina avokoa […] L’article Kaominin’i Toamasina renivohitra : Olona lazain’ny fianakaviany fa adala, nanindrona antsy olona tao Anjoma est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Morondava Antehiroka : Olona hita faty teo am-baravaram-pasana
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 12, 2026
    Hatairana ny an’ireo mponina tetsy Ambohimiadana, Morondava Antehiroka, ny marainan’ny alarobia teo. Lehilahy iray tokony 45 taona no hita niankohoka efa tsy nisy aina intsony teo anoloan’ny varavaram-pasana iray teny an-toerana. Novonoin’olona ? Notaingenan’ny mpamosavy? Mamo dia diso varavarana? … Samy eritreritry ny rehetra teny an-toerana avokoa izany. Tsy nisy sahy nanatona moa ny rehetra […] L’article Morondava Antehiroka : Olona hita faty teo am-baravaram-pasana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Olona iray maty, roa naratra
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 12, 2026
    Nisehoan’ny lozam-pifamoivoizana indray ny teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, teo amin’ny halaviran-dàlana: ( Pk 310+650 ) ao amin’ny fokontany Morarano, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, ny alatsinainy faha 08 jona taona 2026 teo iny, tokony tamin’ny 02 ora tolakandro. Izay naharatrana olona roa sy namoizana olona iray. Ny angom-baovao voaray hatrany no nahalalana fa fiara marika […] L’article Maevatanàna : Olona iray maty, roa naratra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Andohatapenaka : Olona roa maty voafaokan’ny 4×4
    Newsmada - 04:51 Aug 05, 2025
    Maty tsy tra-drano voafaokan’ny fiara tsy mataho-dalana ny lehilahy iray teny Andohatapenaka, omaly. Namoy ny ainy tany amin’ny hopitaly kosa ny iray hafa. Olona hafa naratra ka nentina hopitaly. Namoy ny ainy vokatry ny dona mafy nahazo azy ny lehilahy iray 35 taona, anisan’ireo voafaokan’ ny fiara tsy mataho-dalana teny […]