Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 16, 2026
Ny alatsinainy teo tokony tamin’ny 7ora latsaka folo hariva tany ho any tao anatin’ny fahatapahan-jiro iny indrindra tao Mangarano P/elle 11/47, dia nitrangana fanafihana mitam-piadiana ny kioska « cash point » iray tao Mangarano Toamasina renivohitra. Jiolahy telo no tonga tao aminy nanafika ny vola maty sy mbola tao anaty finday tamin’izany. Basy PA no […] L’article Toamasina Renivohitra : Miverina indray ny fanafihana « cash point » eny amin’ny fokontany est apparu en premier sur Midi Madagasikara.