Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 18, 2026
Efa vonona hiady amin’ireo asan-jiolahy ny polisim-pirenena izao eto Toamasina Renivohitra, satria saika isak’alina dia hita foana izy ireo miaro ny vahoaka sy ny fananany eny amin’ny fokontany, indrindra fa ireo tafiditra amin’ny fokontany mena eto Toamasina. Niantso mpanao gazety ireo ekipan’ny polisy nanazavany ny zava-nisy teto Toamasina. Ny alarobia alina io dia jiolahy telo […] L’article Tsy filaminana eto Toamasina Renivohitra : Jiolahy telo maty voatifitry ny UIR ny alarobia alina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.