Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 12, 2026
Hatairana ny an’ireo mponina tetsy Ambohimiadana, Morondava Antehiroka, ny marainan’ny alarobia teo. Lehilahy iray tokony 45 taona no hita niankohoka efa tsy nisy aina intsony teo anoloan’ny varavaram-pasana iray teny an-toerana. Novonoin’olona ? Notaingenan’ny mpamosavy? Mamo dia diso varavarana? … Samy eritreritry ny rehetra teny an-toerana avokoa izany. Tsy nisy sahy nanatona moa ny rehetra […] L’article Morondava Antehiroka : Olona hita faty teo am-baravaram-pasana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.