Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 28, 2026
Ny alakamisy 23 jolay taona 2026 teo iny, tokon’ny tamin’ny 9 ora maraina no nanatanterahana ny fankalazana 17 taona nijroan’ny fiangonana Rhema International Maevatanàna, ao amin’ny fokontan’Anosikely Avaratra. Nandritra izany no nisian’ny fotoam-bavaka lehibe, notarihin’ny filoha mpanorina ny fiangonana Rhema eto Madagasikara sy ny Pasitera Rajaoferison Jacques Telesphore filoha mpitarika ny fiangonana Rhema ato anatin’ny […] L’article Maevatanàna : Nankalazana ny faha 17 taona nijroany ny fiangonana Rhema est apparu en premier sur Midi Madagasikara.