Nanokafana | News

  • Korontana tao Ambohimahasoa : Nanokafana fanadihadiana ilay pôlisy nitifitra olona
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 29, 2026
    Nesorina haingana tao an-toerana ilay pôlisy « inspecteur » ary nentina nihazo an’i Fianarantsoa, hiatrika ny famotorana sy ny fanadihadiana azy. Ity mpitandro filaminana ity moa ilay voatondro ho nitifitra nahafaty an’ilay tovolahy tao Ambohimahasoa. Ny harivan’ny alatsinainy teo ihany, taorian’ilay savorovoro nitranga tao Ambohimahasoa, dia nidina avy hatrany tany an-toerana ireo tompon’andraikitra ambony teo anivon’ny polisim-pirenana, […] L’article Korontana tao Ambohimahasoa : Nanokafana fanadihadiana ilay pôlisy nitifitra olona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.