Ambohimahasoa | News

  • Korontana tao Ambohimahasoa : Nanokafana fanadihadiana ilay pôlisy nitifitra olona
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 29, 2026
    Nesorina haingana tao an-toerana ilay pôlisy « inspecteur » ary nentina nihazo an’i Fianarantsoa, hiatrika ny famotorana sy ny fanadihadiana azy. Ity mpitandro filaminana ity moa ilay voatondro ho nitifitra nahafaty an’ilay tovolahy tao Ambohimahasoa. Ny harivan’ny alatsinainy teo ihany, taorian’ilay savorovoro nitranga tao Ambohimahasoa, dia nidina avy hatrany tany an-toerana ireo tompon’andraikitra ambony teo anivon’ny polisim-pirenana, […] L’article Korontana tao Ambohimahasoa : Nanokafana fanadihadiana ilay pôlisy nitifitra olona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Korontana ao Ambohimahasoa : Tovolahy voatifitry ny pôlisy, nokasain’ny olona hodorana ny kaomisaria
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 28, 2026
    Mafampana ny toe-draharaha tao an-tampon-tanan’Ambohimahasoa tao omaly. Misy andian’olona maromaro nirohotra nihazo ny kaomisarian’ny pôlisy ary mitaky ny marina mahakasika ny fitifirana ary nahafaty tovolahy iray tao an-toerana. Efa nampirehitra afo sy kodiarana teo ivelan’izany biraon’ny mpitandro filaminana izany ireto olona marobe ireto ary voalaza mihitsy fa saika handoro an’io birao io. Efa niatrana ireo […] L’article Korontana ao Ambohimahasoa : Tovolahy voatifitry ny pôlisy, nokasain’ny olona hodorana ny kaomisaria est apparu en premier sur Midi Madagasikara.