Midi Madagasikara
-
03:00 Jun 09, 2026
Ny alakamisy 4 jona taona 2026 teo lasa teo iny no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-piotazana sy fivarotana voamaina ato anatin’ny faritra Betsiboka, izay nampiarahana tamin’ny festival Lojy andiany voalohany, tao amin’ny renivohitry ny kaominina ambanivohitra Tsararano, ato anaty disitrikan’i Maevatanàna. Natao moa izao hetsika izao mba hoentina hanandratana ny vokatra sy hanomezana lanja […] L’article Tsararano-Maevatanàna : Nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-piotazana sy fivarotana voamaina ato anatin’ny faritra Betsiboka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.