Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 29, 2026
Navitrika tokoa ireo mpandray anjara avy amin’ny firaisamonim-pirenena, izay nahitana solontena amin’ireo disitrika telo ato anatin’ny faritra Betsiboka: Maevatanàna, Tsaratanàna, Kandreho nandritra ny telo andro nisesy nanomboka tamin’ny datin’ny faha: 20-21-22 Jolay taona 2026 lasa teo iny, tao amin’ny efitranom-pivorian’ny » idealy parc » Anosikely Atsimo, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna ambonivohitra, tamin’ny alalan’ny fikaonandoham-paritra natao. […] L’article Betsiboka : Tontosa ny fikaonandohan’ny firaisamonim-pirenena est apparu en premier sur Midi Madagasikara.