Rongony | News

  • Antsohihy : Rongony 600 kilao saron’ny zandary
    Midi Madagasikara - 03:00 Aug 04, 2026
    Nifanenjehana ireo mpilanja kanefa tsy tratra fa samy nanao tari-dositra nitsoaka, namela ireto entana nolanjain’izy ireo. Rongony manodidina ny 20 isa teo no sarona, izay tombanana hilanja any amin’ny 600 kilao tany ho any. Dingana lehibe ho amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny rongony indray no vitan’ny teo anivon’ny zandary tany amin’ny distrikan’Antsohihy iny. Araka ny fampitam-baovao […] L’article Antsohihy : Rongony 600 kilao saron’ny zandary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Rongony mahery : Mpanaparitaka sy mpitsindrona rôrô telolahy voasambotra
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 10, 2026
    Misoko mangina eny anivon’ny fiarahamonina eny ny fiparitahan’ity rongony mahery vaika, mampitondra faisana olona maro ity. Tsy mitsahatra fa mitohy manarak’izay ihany koa ny ady atao aminy. Ohatra amin’izany ny fahatratrarana telolahy nampiahiahy teny amin’iny faritra Mandrosoa Ivato iny. Nahitàna rongony rôrô tamina fonosana tany amin’izy ireo. Tsy fantatra hatreto na mpitsindrona izy ireo na […] L’article Rongony mahery : Mpanaparitaka sy mpitsindrona rôrô telolahy voasambotra est apparu en premier sur Midi Madagasikara.