Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 30, 2026
Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tetsy Tsaramasay Ankorondrano omaly maraina. Zazalahy kely vao roa taona monja no namoy ny ainy, rehefa voahitsaky ny fiara tamin’iny lalan-kely mampitohy an’i Tsaramasay mihazo ny Village de jeux Ankorondrano iny. Araka ny angom-baovao azo teny an-toerana dia tokony ho tamin’ny sivy ora maraina latsaka tany ho any no niseho ny loza. […] L’article Tsaramasay Ankorondrano : Zaza 2 taona voahitsaky ny fiara, maty tsy tra-drano est apparu en premier sur Midi Madagasikara.