Vaky | News

  • Tsipy kanetibe: Vaky ny ady eo amin’ny UBMT sy ny FSBM
    Newsmada - 04:44 Jul 13, 2026
    Mifanenjana amin’izao fotoana izao ny klioba Union des bouliste Manjaka Tokana (UBMT) sy ny Federation sport-boule malagasy (FSBM). Anton’ny olana ny fandehanana miatrika ireo lalao isan-tokony any France. Tsy miafina amin’ny rehetra intsony, eny na hatrany ivelany aza, ny lamba maloton’ny tsipy kanetibe malagasy. Vaky tanteraka ny ady eo amin’ny […]
  • Tsiroanomandidy : Vaky fasana, razana am-polony lasan’ireo olon-dratsy
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 30, 2026
    Tsy nisy niangana na ny tokana aza ! Ny faran’ny herinandro teo dia fasana iray tao Morafenokely Tsiroanomandidy no nisy namaky. Lasan’ireo olon-dratsy avokoa ny taolam-balo rehetra tao. Araka ny fantatra dia mpiandry omby sendra nandalo teny akaiky teny no nahita ny zava-nisy ary nampilaza avy hatrany ny fokonolona. Efa nidanadana mantsy ny varavaram-pasana ary […] L’article Tsiroanomandidy : Vaky fasana, razana am-polony lasan’ireo olon-dratsy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.