Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 21, 2026
Notanterahana ny zoma 17 jolay taona 2026 teo, tokony ho tamin’ny 10 ora maraina tany ho any ny fametrahana galona vaovao ho an’ireo Zandary 24, miasa ato anatin’ny vondron-tobim-pileovana Betsiboka. 03 tamin’izy ireo no nakarina sokajy » Adjudant chef, » ny 04 kosa nakarina » GP2C, raha ny 03 nakarina Zandary kilasy ambony, ary 11 […] L’article Maevatanàna : Zandary 24 no nampiakarina galona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.