Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Explore news from Madagascar through the publisher feeds gathered here. Local reporting can add detail about communities, public affairs and the economy that a broad international headline leaves out. Each item keeps its source and publication time visible.

Check whether a story concerns a particular town, region or the country as a whole. If you use translation, return to the original for place names, quotations and administrative terms that may lose meaning in a summary.

Stories tagged Ligue · Clear filter

« Ligue des Champions Caf » :  Hanala vela amin’ny Young Africans ny CFFA

Hiakatra an-kianja, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Azam Complex Stadium, Tanzanie, ny CFFA Andoharanofotsy. Hanao ny lalao miverina an’ny “Ligue des champions Caf”, izay hihaonana amin’ny ekipa mampiantrano, Young Afri­cans SC Tanzanianina, izy ireo. Tsiahivina fa mbola manao valin’ady ny Malagasy, izay efa resy, 4 no ho 0, tamin’ ny fihaonana …

Read at Newsmada

«Ligue des champions Afrique»  : Nomontsanin’ny Young Africans 4 no ho 0 ny CFFA

Ratsy ny vokatra ho an’ny CFFA, teo amin’ny lalao mandroso, anatin’ny dingana faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des cham­pions Afrique », taranja baolina kitra. Nomontsanin’ny Young Africans Tanzanie, tamin’ny isa mavesatra, 4 no ho 0, mantsy izy ireo. Fihao­nana notanterahina ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Kianja Azam Complex …

Read at Newsmada

“Ligue des Champions 2026” : Ao Côte d’or, Maurice, ny lalaon’ny CFFA sy ny Lijabatho

Nisafidy ny Nosy rahavavy, Maurice, ihany koa ny CFFA Andoharanofotsy hampiantranoana ny fihaonany amin’ny Lijabatho FC Lesotho, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des Champions Caf». Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ny klioba CFFA Andohara­no­fotsy, omaly, fa ao Maurice no handraisan’izy ireo ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i …

Read at Newsmada

“Ligue des champions”  : Hanala vela amin’ny PSG ny Liverpool

Anisan’ny lalao andrasan’ ny mpankafy baolina kitra maneran-tany, anio, ny ampahefa-dalana mandroso hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions”. Fihaonana hikatrohan’ny PSG sy ny Liverpool. Handray ny lalao ry zareo parizianina, ao amin’ny Kianja Parc des Princes. Vao tamin’ ny taon-dasa no nikatroka ireto ekipa ireto, teo amin’ny ampahavalon-dalana …

Read at Newsmada

You’re all caught up.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.