Madagascar
Latest from your sources
FOLLOW THE THREAD · Madagascar

Madagascar

@madagascar

Latest items from public Madagascar feeds. Read the excerpt, check the publisher, and follow the story at its source.

Basikety – “ROAD TO BAL” : Faharesena faharoa ho an’ny CosPN

Mbola ratsy ihany ny vokatra ho an’ny solontena malagasy, CosPN, tamin’ity andro faharoa, fifanintsanana hiakarana amin’ny “Elite 16”, tafiditra amin’ny ady tapakilan’ny “Road To Bal” ity. Resin’ny Namuwongo Blazers, Ogandey, 99 no ho 56 ry zareo, omaly. “Tsy nahomby! ” La­von’­ny Namu­wongo Blazers, Ouganda, ekipa mpampiantrano, tamin’ ny isa 99 …

Read at Newsmada

Filatex Properties : 100 000 m2 ny velaran-tany nanorenan-trano

Mpanohana ofisialy ny Salon international de l’habitat (SIH), andiany faha-27, atao eny amin’ny CCI Ivato, ny 22 hatramin’ny 25 oktobra 2026, ny orinasa Fila­tex. Tsy vaovao amin’ny lafiny fanorenan-trano ity orinasa ity, satria efa nisehatra tamin’ izany teto Madagasi­kara, nandritra ny 14 taona. Manome tolotra, trano tsara kalitao sy maoderina, …

Read at Newsmada

Trafic : une ressortissante chinoise interceptée avec 2,85 kg d'or à Ivato

Une ressortissante chinoise a été interceptée jeudi à l'aéroport international d'Ivato alors qu'elle tentait de quitter le territoire avec 2,85 kg d'or dissimulés dans son rectum. La tentative de sortie clandestine du métal précieux a été déjouée par les agents des douanes, intrigués par la démarche inhabituelle de la passagère. Son passage au bodyscanner a permis de découvrir la présence de l'or. L'affaire a immédiatement mobilisé les autorités gouvernementales. Le Premier ministre (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Plaintes contre Rajoelina, Ntsay, Ravokatra et Imbiki : le PAC attend la décision de la HCC

Le Pôle anti-corruption (PAC) d'Antananarivo a annoncé, dans un communiqué publié hier, la suspension provisoire des procédures judiciaires engagées à la suite des plaintes déposées par la Direction de la législation et des contentieux (DLC). La reprise des poursuites dépend désormais de la décision de la Haute Cour constitutionnelle (HCC), appelée à se prononcer sur la compétence du PAC pour juger plusieurs anciens hauts responsables de l'État. Rattachée à la Primature et chargée de (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Affaire des 11 détenus chinois : 15 gardes à vue et deux responsables limogés

Nouveau rebondissement dans l'affaire des 11 détenus chinois portés disparus en août. Le dernier conseil des ministres a décidé de limoger deux hauts responsables de l'administration publique : le directeur de l'Administration pénitentiaire au sein du ministère de la Justice et le directeur chargé du contrôle de l'immigration auprès du ministère de la Sécurité publique. Parallèlement à cela, une quinzaine d'individus seraient placés en garde à vue dans le cadre de l'enquête. Le limogeage (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Fialamboly ho an’ny rehetra : Hisy lalao 50 mahery ny “Magic Land Halloween”

Noho ny halehibeny, noraisin’ny mpikarakara ho andiany manokana mihitsy ny “Magic Land Halloween”. Goavana sy marobe ary sahaza ny sokajin-taona rehetra ny fialamboly azo atao amin’izany. Ho an’ny tontolon’ny fialamboly sy ny kilalao. Iray amin’ireo hetsika lehibe sy sahaza ny sokajin-taona rehetra ny «Magic Land Halloween». Ny 7 novambra sy …

Read at Newsmada

INDRAY MIJERY

Nanokatra ny taom-piasana ara-panabeazana 2026-2027 tao amin’ny Ivontoerana Kolontsaina Imam Reza ao Ivato, ny Kiadin’i Madagasikara (KIM), fikambanana skoto malagasy, ny fiandohan’ity herinandro ity. Nisy ny fizarana fehy vozona ho an’ireo mpikambana ao amin’ny birao foibe ary koa ny fandraisana ofisialy ireo lefitry ny mpitarika, nandritra ny lanonana. Fanombohan’ny fe-potoam-piasana …

Read at Newsmada

Ady amin’ny lefakozatra : Hikarakara diabe eto Antananarivo ny Rotary sy ny OMS

Nambara tetsy Antani­mena, omaly, fa hisy ny hetsika fiaraha-mientan’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana sy ny Rotary, hiadiana amin’ny lefakozatra. Ho fanamarihana izany, hisy ny diabe ho an’ny besinimaro, izay hotontosaina eto an-dRenivohitra, ny sabotsy 24 oktobra 2026 ho avy izao. Manentana ny rehetra, araka izany, ny mpikarakara mba handray …

Read at Newsmada

“Tanora mamiratra ka manavao” ; Vonona handray ny andiany faha-9 Antsirabe

Hotanterahina rahampitso zoma 23 oktobra, any Antsirabe, ny andiany faha-9 amin’ny “Tanora mamiratra ka manavao”. Vonona amin’ny fandraisana izany i Antsirabe, ka ao amin’ny Tranoben’ny Kolontsaina no hanaovana ny hetsika. Fotoana iray hanamafisana ny fahaiza-mitarika sy hampiroboroboana ny tanora malagasy amin’io. Tanjona sy votoatin’ny hetsika ny fizarana traikefa sy fahaiza-manao …

Read at Newsmada

Trafic d'or : 100 tonnes par an vers Dubaï, le président de la Refondation durcit le ton

Environ 100 tonnes d'or quitteraient illégalement Madagascar chaque année à destination de Dubaï. C'est ce qu'a révélé mardi le président de la Refondation, le colonel Michaël Randrianirina, lors d'un déplacement à l'aéroport international d'Ivato. Le chef de l'État y a rencontré les responsables chargés du contrôle des frontières et de la sécurité aéroportuaire, en présence du Premier ministre et de plusieurs membres du gouvernement, notamment ceux concernés par les transports et la (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

Affaire des 11 Chinois : le président de la Refondation prend l'enquête en main

Le président de la Refondation, Michaël Randrianirina, affirme avoir personnellement pris en main le suivi de l'enquête sur la sortie controversée de onze ressortissants chinois détenus dans un établissement pénitentiaire de la capitale. Mardi, lors de son déplacement à Ivato, le chef de l'État a également révélé que deux autres tentatives de sortie irrégulière de détenus avaient été signalées récemment. Les investigations visent désormais à identifier les personnes qui auraient organisé ou (…) - Société

Read at Madagascar Tribune

« Ligue des Champions Caf » :  Hanala vela amin’ny Young Africans ny CFFA

Hiakatra an-kianja, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Azam Complex Stadium, Tanzanie, ny CFFA Andoharanofotsy. Hanao ny lalao miverina an’ny “Ligue des champions Caf”, izay hihaonana amin’ny ekipa mampiantrano, Young Afri­cans SC Tanzanianina, izy ireo. Tsiahivina fa mbola manao valin’ady ny Malagasy, izay efa resy, 4 no ho 0, tamin’ ny fihaonana …

Read at Newsmada

SOMBIM-BAOVAO

Nifarana teo amin’ny manasa-dalana ny lalan’ ny ekipam-pirenena malagasy, lehilahy, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja ping-pong. Resin’i Algerie tamin’ny isa 3 no ho 1 ny Malagasy. Niatrika ny famaranana i Algerie sy i Egypte, ity farany izay nanilika an’i Tunisie 3 no ho 0. Nanainga omaly, nihazo …

Read at Newsmada

Basikety – “ Road To Bal 2027” : Hifampitana amin’ny Urunani ny CosPN

Hotontosaina manomboka anio hatramin’ny 25 oktobra ho avy izao, ny fifanintsanana dingana voalohany, ho an’ny taranja basikety “Road To Bal”, izay karakarain’ny Fiba Afrika, ao Hoima City, Oganda. Ho an’ny CosPN, solontenan’i Mada­ga­sikara, hifanandrina amin’izy ireo ny Urunani BBC avy ao Burundi. Fihaonana tafiditra anatin’ny fifanintsanana isam-bondrona “D”, ho an’ny …

Read at Newsmada

Fanomanana ny lalao Olympique (JO 2028) : Atleta valo mianadahy nahazo vatsim-piofanana

Mba hampirindra tsara ny fanomanana sy hahazoana miady ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika (JO 2028), hatao any Los Angeles, atleta valo mianadahy hisitraka vatsim-piofanana avy amin’ny Solidarité olympique. Ho fanomanana ny lalao Olympika (JO 2028) tanterahina any Los Angeles, nivoaka ny anaran’ ireo atleta hisitraka ny vatsim-piofanana avy amin’ny …

Read at Newsmada

Assemblée nationale : budget 2027 et réformes électorales devront être au coeur des débats à Tsimbazaza

L'Assemblée nationale ouvre sa session ordinaire ce mardi 20 octobre à Tsimbazaza, avec deux dossiers majeurs : l'examen du projet de loi de finances pour 2027 et les réformes électorales destinées à encadrer les prochains scrutins. Les députés pourraient également être saisis du projet controversé sur la cybercriminalité et de dispositions concernant la création de nouvelles structures destinées aux jeunes. Cette rentrée parlementaire intervient alors que l'économie nationale traverse une (…) - Politique

Read at Madagascar Tribune

Exportation de vanille : 141 opérateurs agréés pour la campagne 2026-2027

Le ministère du Commerce et de la Consommation a publié, ce lundi 19 octobre, une première liste de 141 opérateurs autorisés à exporter de la vanille durant la campagne 2026-2027. Les entreprises et exportateurs concernés pourront retirer leurs certificats d'agrément à partir du mercredi 21 octobre auprès du ministère. Cette décision intervient alors que la filière vanille doit composer avec les difficultés de commercialisation, les fluctuations des prix et les exigences de qualité imposées (…) - Economie

Read at Madagascar Tribune

Lalao Olympika ho an’ny tanora: Nahazo traikefa ny Makis Ladies

Nifarana afakomaly, tany Tunisie, ny fiofanana rugby ho an’olona fito, “Stade de la solidarité U-18”, izay nandraisan’i Madagasikara anjara. Na­haritra herinandro mahery io fiofanana io. Nahazo ny laharana faharoa tamin’ny “Soli­darity U18 Women’s Rugby Sevens” ny ekipam-pirenena Makis Ladies. Nahazoan’ny ekipa nasionaly traikefa sy fahaizana izany. Tsiahivina fa natao hanomanana …

Read at Newsmada

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.