Ambohimangakely | News

  • Ambohimangakely – Tovolahy very : Avy niasa an-tsokosoko tany Toamasina
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 31, 2026
    Tsy nisy nampandrenesiny ny rehetra na ireo fianakaviana akaiky na ireo olona nifanerasera taminy. Namidiny ny môtô-ny dia iny izy ny lasa ! Efa isan’ireo tafiditra tao anatin’ny antontan’isan’ireo olona very, voaray teny anivon’ny tompon’andraikitra ingahy kely ary efa nifampitadiavana. Ny marain’ny 24 jolay lasa teo ity tovolahy iray 24 taona niala tao an-tranony tetsy Ambohimangakely, […] L’article Ambohimangakely – Tovolahy very : Avy niasa an-tsokosoko tany Toamasina est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ambohimangakely : Tambajotran’ny mpangalatra sy mpividy halatra voapaingotry ny zandary
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 15, 2026
    Anisan’ireo tontakely nampiakaikaika ny mponina teny amin’iny faritra Ambohipangakely sy ny manodidina iny izy ireto. Samy tafalatsaka tao anatin’ny haraton’ny zandary izy ireo ny herinandro teo ary samy voasambotra avokoa na ireo mpangalatra na ireo mpandray sy mpividy halatra. Araka ny fampahafantarana nataon’ny zandary dia niainga tamin’ny fisamborana iray tamin’ireo mpamaky trano ny fahatratrarana ireto […] L’article Ambohimangakely : Tambajotran’ny mpangalatra sy mpividy halatra voapaingotry ny zandary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ambohimangakely : Un piéton fauché par un minibus
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 08, 2026
    Un grave accident de la circulation s’est produit dans la soirée du 5 juin 2026, au croisement de Behitsy, sur la Route nationale n° 60, dans la commune rurale d’Ambohimangakely, district d’Antananarivo-Avaradrano. Les faits se sont déroulés vers 20 h 35. Un minibus de marque Mazda assurant le transport en commun, circulant en provenance d’Ambohimangakely […] L’article Ambohimangakely : Un piéton fauché par un minibus est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ambohimangakely : fanodinana lafarinim- bary ho lasa paty
    Newsmada - 05:31 Mar 30, 2024
    Taninketsa indostrialy manakaiky ny mponina. Nahazo ny anjarany ihany koa ny kaominina Ambohimangakely, distrika Avaradrano. Napetraka ny alarobia teo ny milina hanodina lafarinim-bary ho lasa paty. Hanodina lafarinana 400 kg isan’ora, ahazoana paty 4 t isan’andro ny ozinina. «Hampiroborobo sy hampivoatra ny faripiainan’ny tantsaha mpiompy sy mpamboly ny fisian’ny milina […]