Andriampamaky | News

  • Andriampamaky : Lehilahy tsy salama saina namono nahafaty ny anabaviny
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 06, 2026
    Tsindron’antsy maromaro no nintefa teny amin’ity vehivavy ity izay nitarika hatrany amin’ny fahafatesany. Nahavanon-doza teto dia tsy iza fa ny anadahiny ihany. Nitrangana vono olona mahatsiravina tao Ankazondandy, distrakn’i Manjakandriana ny marain’ny alakamisy lasa teo. Mpianadahy iray tampo no niady ary niafara tamin’ny rà mandriaka sy fahafatesan’ iray mihitsy. Araka ny fantatra dia tsy tao […] L’article Andriampamaky : Lehilahy tsy salama saina namono nahafaty ny anabaviny est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • “Opération Bokiko”: Tia boky Andriampamaky
    Newsmada - 05:05 Nov 25, 2024
    Tratra ny tanjona ho an’ny “Opération Bokiko”. Tia boky ny mponin’Andriampamaky, raha notarafina tamin’ny hetsika momba ny boky sy ny vakiboky notontosaina tany an-toerana, ny faran’ny herinandro lasa teo. Liana voalohany indrindra ireo ankizy mpianatra, izay sambany vao nanao atrikasa momba ny fanoratana. Natomboka ta­min’ireo mpianatry ny kolejy ny atrikasa, […]