Ankizy | News

  • Ankazobe : Ankizy nangalam-boanjo nilaza fa nisy naka an-keriny
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 21, 2026
    Nikorontana ny iray tanana, tao amina kaominina iray tao Ankazobe tao. Nisavoritaka ny fokonolona, nidina an-tsehatra avokoa ny zandary fa hoe nisy trangana hala-jaza sy fakàna an-keriny tao an-toerana. Zazalahy 15 taona no tsy hita tampoka raha nilaza fa handeha ho any amin’ny toeram-pivoahana vetivety… Hay tsy izay velively no niseho. Malaza dia malaza tokoa […] L’article Ankazobe : Ankizy nangalam-boanjo nilaza fa nisy naka an-keriny est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Maevatanàna : Ankizy mpianatra manomana  » Baccalauréat  » nisitraka « cours » maimaimpoana
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 09, 2026
    Tafiditra ao anatin’ny hetsika ara-tsosialy tsy misy hidiran’ny sehatra ara-politika ny hetsika karakarain’ny fikambanana Hanjary Raha Ty eto Betsiboka, nanomboka tamin’ny alatsinainy 6 jolay 2026 teo, tao amin’ny  EPP Annexe Andranomangatsiaka ato anatin’ny Zap Maevatanàna, tamin’ny alalan’ny  » cours faradoboka maimaimpoana. » Ankizy mpianatra manomana Baccalauréat 2026  »  250 mahery eo ho eo no nisitraka cours […] L’article Maevatanàna : Ankizy mpianatra manomana  » Baccalauréat  » nisitraka « cours » maimaimpoana est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Ankizy milalao : Ekipa 106 tonga nandray anjara
    Newsmada - 04:35 Mar 10, 2026
    Notanterahina teny amin’ny Kianja Betongolo, ny 7 sy ny 8 marsa teo ny fifaninanana ho an’ny ankizy, « Ankizy milalao» andiany faharoa, izay karakarain’ny Analakely Football Academy (Afa). Nilaza ny mpikarakara fa nahomby ny hetsika, nahatratra 106 ny ekipa tonga nandray anjara tamin’izany, izay nozaraina tamin’ny sokajy U7, misy ekipa […]
    Tags: Ankizy
  • « Ankizy milalao » : Ho hentitra ny mpikarakara
    Newsmada - 04:44 Mar 03, 2026
    Hotanterahina eny amin’ny Kianja Betongolo, ny 7 sy ny 8 marsa ho avy izao, ny fifaninanana ho an’ny ankizy, « Ankizy milalao » andiany faharoa, izay karakarain’ny Analakely Football Academy (AFA). Nilaza ny mpikarakara fa hoezahina hatsaraina ny fifanintsanana ary ho hentitra izy ireo amin’ny fanaraha-maso, indrindra ho an’ireo sekolin’ny […]
    Tags: Ankizy
  • “Ankizy milalao”: Hisy sokajy vehivavy
    Newsmada - 04:42 Nov 06, 2025
    Hotontosaina ny 8-9 novambra 2025, etsy amin’ny Kianja Betongolo, ny fifaninanana baolina kitra ho an’ny kilonga, “Ankizy milalao”. Hetsika natao hanomezana sehatra ho an’ny ankizy mpankafy ny baolina kitra ary hahafahan’izy ireo mampiseho ny talentany. Hifanintsanana amin’izany ireo sokajy: U7, U9, U11, U13. Hampiavaka azy ny fisian’ ny sokajy vehivavy. […]
    Tags: Ankizy