Dahalo | News

  • Berivotra Maevatanàna : Dahalo iray no maty voatifitry ny zandary
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 31, 2026
    Anisan’ny dahalo efa ela nokarohina amin’ny resaka halatra omby sy fanafihana mitam-piadiana, any amin’ilany tapany avaratry ny disitrikan’i Maevatanàna iny ny jiolahy fantatra amin’ny anarana hoe: Honoré. Ny angom-baovao voaray no nahalalana, fa ny talata faha-28 jolay taona 2026 teo, tokony ho tamin’ny 02 ora tolakandro mahery minitra maromaro tany ho any dia naharay antso […] L’article Berivotra Maevatanàna : Dahalo iray no maty voatifitry ny zandary est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Sarobaratra – Tsaratanàna : Dahalo roa azo sambo-belona
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 27, 2026
    Ny marainan’ny faha 23 jona taona 2026 lasa teo iny, tokony tamin’ny 08 ora sy sasany, ny zandary miasa ao amin’ny zanatobi-paritra Morarano, any amin’ny kaominina ambanivohitra Sarobaratra, disitrikan’i Tsaratanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka no nahasambotra lehilahy iray niaraka tamin’ny omby halatra roa teo am-pelatanany, izay voamarina fa halatra avy any amin’ny kaominina ambanivohitra Malakialina, […] L’article Sarobaratra – Tsaratanàna : Dahalo roa azo sambo-belona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Namono ben’ny Tanàna: Dahalo roa lavon’ny bala
    Newsmada - 04:54 Mar 03, 2025
    Dahalo roa lahy, nandray anjara tamin’ny famonoana nahafaty ny ben’ny Tanàna Mangatamboahangy, distrikan’Ambatofi­nan­dra­hana, no lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana ny faran’ny herinandro teo. Tratra nandritra ny hetsika fampandriana fahalemana niarahan’ny miaramila teo anivon’ny fari-piarovana Tsiafajavona sy ny zandarimaria ary ny polisim-pirenena tany an-toerana izy ireo. Hitan’ny mpitandro filaminana tao amin’ny kaominina […]
    Tags: Dahalo