Tsaratan | News

  • Tsaratanàna-Betsiboka : Nanome voninahitra ny famindram-pitantanana ny lehiben’ny kaomisaria ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka
    Midi Madagasikara - 03:00 Jul 23, 2026
    Vita soamantsara ny marainan’ny zoma 17 jolay taona 2026 lasa teo iny, tokony tamin’ny 10 ora tany ho any, tao amin’ny biraon’ny kaomisarian’i Tsaratanàna, ato amin’ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Betsiboka ny famindram-pitantanana teo amin’ny  » Officier de Police  » Randriamanjato Herinambinina Élisa, lehiben’ny Kaomisaria teo aloha sy ny  » Officier de Police  » Razafindratavy Richard, […] L’article Tsaratanàna-Betsiboka : Nanome voninahitra ny famindram-pitantanana ny lehiben’ny kaomisaria ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.
  • Sarobaratra – Tsaratanàna : Dahalo roa azo sambo-belona
    Midi Madagasikara - 03:00 Jun 27, 2026
    Ny marainan’ny faha 23 jona taona 2026 lasa teo iny, tokony tamin’ny 08 ora sy sasany, ny zandary miasa ao amin’ny zanatobi-paritra Morarano, any amin’ny kaominina ambanivohitra Sarobaratra, disitrikan’i Tsaratanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka no nahasambotra lehilahy iray niaraka tamin’ny omby halatra roa teo am-pelatanany, izay voamarina fa halatra avy any amin’ny kaominina ambanivohitra Malakialina, […] L’article Sarobaratra – Tsaratanàna : Dahalo roa azo sambo-belona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.