Midi Madagasikara
-
03:00 Aug 04, 2026
Iray volana sy herinandro i Lucas, zazalahikely. Mbola menavava arak’izany. Nalaina an-keriny tao amin’ny fokontany Ambatomitety-Morarano (distrika Faratsiho) niaraka tamin’ny reniny, antsoina hoe Haingo. Nanaovana ombay mitady izy mianaka nanomboka ny zoma lasa teo. Ny alahady maraina dia hita izy mianaka. Ny reny zara raha nahatsiaro tena ary ny zaza efa maty, potika ny lohany, […] L’article Faratsiho : Zaza menavava, maty natao sorona est apparu en premier sur Midi Madagasikara.