Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 23, 2026
Vita soamantsara ny marainan’ny zoma 17 jolay taona 2026 lasa teo iny, tokony tamin’ny 10 ora tany ho any, tao amin’ny biraon’ny kaomisarian’i Tsaratanàna, ato amin’ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Betsiboka ny famindram-pitantanana teo amin’ny » Officier de Police » Randriamanjato Herinambinina Élisa, lehiben’ny Kaomisaria teo aloha sy ny » Officier de Police » Razafindratavy Richard, […] L’article Tsaratanàna-Betsiboka : Nanome voninahitra ny famindram-pitantanana ny lehiben’ny kaomisaria ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka est apparu en premier sur Midi Madagasikara.