Midi Madagasikara
-
03:00 Jul 14, 2026
Hotanterahana ao amin’ny « Espace Tiana Royal », ny datin’ny Sabotsy faha 18 Jolay taona 2026 ho avy izao, amin’ny 09 ora maraina, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny filoha nasionalin’ny fikambanan’ny Terak’Androy, ato anatin’ny faritra Betsiboka. Hiban-toerana mandritra izany ny dihy nentim-paharazana avy any amin’iny faritra atsimo andrefan’i Madagasikara iny. Ahitana ireo mpanakanto zanaky […] L’article Betsiboka : Hapetraka amin’ny fomba ofisialy ny datin’ny Sabotsy faha 18 Jolay 2026 ny filohan’ny fikambanana Terak’Androy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.