Newsmada
-
06:27 Dec 27, 2025
Tsy nahazo ny vola tokony ho anjarany ny orinasam-panjakana Adema efa an-taona maro. Hamatsy vola azy ny fanjakana foibe entina hampandehanana ny asa fitantanana sy ny fikojakojana. Mitantana ny seranam-piaramanidina rehetra eto Madagasikara ny orinasam-panjakana Adema S.A, afa-tsy ny eny Ivato Antananarivo sy Nosy Be. Tsy narotsaka tany aminy anefa […]