Newsmada
-
04:52 May 06, 2026
Hotanterahina, anio, ao amin’ny Allianz Arena Munich, ny lalao miverina hifanandrinan’ny Bayern Munich, ekipa alemà sy ny Paris Saint Germain (PSG), frantsay. Fihaonana izay tafiditra amin’ny manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions 2026”. Mbola manala vela amin’io fihaonana io ny Bayern, satria efa resin’ny PSG, tamin’ny isa […]