Adopt | Madagascar

"Adopt" in Madagascar feed

  • Firosoana amin’ny fanavaozana : Vonona amin’ny fikaonandoha ny Adopt
    Newsmada - 05:15 Dec 06, 2025
    Dinika fiomanana. Na­nantotosa fihaonana sy dinika savaranonando, tetsy Mangarano, Toamasina, ny «Association des origi­naires de la province de Toamasina – Adopt». Nifa­nakalo hevitra sy nanangona hevitra tombanana hitondra lalàna sy rafitra vaovao atolotra amin’ny fihaonambem-pirenena izy ireo tamin’izany. Hametrahana lalantsaina hifampitondrana eto amin’ny firenena izany ka hoentina amin’ny fikaonandoham-pirenena, iarahana […]
    Tags: Adopt