Newsmada
-
07:35 Jan 11, 2025
Nitrangana fanafihana mitam-piadiana namoizana ain’ olona tao Ambohiboatavo, kaominina ambanivohitr’ Ampitatsimo, distrikan’ Ambatondrazaka, omaly maraina tamin’ny 9 ora. Vokany, olona telo indray maty. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, mpanampy iray saika hanome sakafom-borona no nahita ilay renim-pianakaviana nitsotra amin’ny tany, nihosin-dra voatsindry vatobe ny lohany. Niantso ny fokonolona […]