Ambohidratrimo | Madagascar

"Ambohidratrimo" in Madagascar feed

  • Ambohidratrimo : nandrotsaka kandidà ny Zam
    Newsmada - 04:47 Sep 18, 2024
    Nanatitra ny antontan-taratasiny teny amin’ny biraon’ny Ovec Ambohidratrimo, omaly maraina, ny kandidà tsy miankina, Rabary Hery, filohan’ny Zanak’Ambohidratrimo miray (Zam). Izy no voalohany fantatra fa hilatsaka ho ben’ny Tanàna ao amin’ny kaominina Ambohidratrimo. Nilaza ny filohan’ny Ovec eny an-toerana, fa mitazona ny datin’ny 19 septambra ny Ceni Ambohidratrimo hatreto. Nambaran’ny […]