Newsmada
-
04:50 Sep 17, 2025
Ratsy fanombohana ny Akion’i Madagasikara eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy zandriny. Niondrika teo anatrehan’i Angola, tamin’ny isa 22 no ho 12, ny tovovavy malagasy. Fihaonana notanterahina omaly, tao amin’ny Kianja Oran Algerie. Nifandanja ny lalao teo amin’ny roa tonta, saingy nanantombo teo amin’ny fahazarana lalao […]