Newsmada
-
04:38 Jul 01, 2026
Noraisina ofisialy, ny alatsinainy teo, ireo Malagasy mpikatroka niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Kick boxing. Nambara ofisialy ihany koa fa handray ny “World Cup” 2027 i Madagasikara. Taorian’ny nahazoan’ny atleta malagasy vokatra tsara, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja Kick boxing, natao tany Kameronina, ny herinandro lasa […]