Newsmada
-
04:52 Aug 05, 2025
Nifarana ny alahady 3 aogositra lasa teo, tany Fianarantsoa, ny andiany faha-4 amin’ny “Challenge du Betsileo”, taranja karate. Mpikatroka maherin’ny 300, avy amin’ny klioba maro, no tonga nandray anjara nandritra izany. Ny kata sy kumite ho an’olon-tokana sy isan-tarika, nanomboka tamin’ny sokajy ankizy madinika, Cadet, Juniors, Seniors hatramin’ny Masters, no […]